Eritrereto (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh oh oh
Ouh oh oh oh
Moa ve fantatrao ny lasanao hatrizay
Ka tinao mba hiova eto indray
Satana rbhaje fahavalo dia mikasa ny haningotra, hamely anao foana
Koa aoreno ny cyvvt Finoanao: Jesosy no hatony
Fa Izy no hiahy anao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Mety tononkira.serasera.org ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafaran;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: miova dieny izao
Moa ve fantatrao ny ao aoriana rehetra
Mety hiseho amin'ny fiainanao
Moa ve tsaroanao: ny antom-pisinao mba tsy ho zava-poana
Ho mafy ny finoanao, homban'ny Fanahy
Ka hivoaka ho mpandresy jzfngsgn ianao
Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao manaova ny tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao miova dieny izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A'AzyVisites : 153
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RochelRandriamanana
Date : 22/06/2026 07:44