Samoela

Nampiditra totov
26/09/2003 11:46
Hiran'i Samoela 74 Jereo eto
Vangy : 31210
Mpankafy : 2 Ankafizo
Samoela dia mpihira iray izay fata daza eto M/scar ka ankehitriny izy dia mipetraka any Mahajanga ka nanokatra trano fivarotana lehibe iray izy ka nomeny ny anarana hoe
"BE MOZIKA"

Hevitra momba an'i Samoela

Heriniaina (21/10/2001 17:45)
Takaka

Fiv : Oh! Fay!
Io fa midanaka i Takaka Takaka
Fay Fay 'ndray
'Zay 'ndray oh!

Any an-danitra any no fonenako
Eto 'nefa izaho falifaly ery
Tsy te hody izany aho raha vao mahita an-dry
sambatra ery fa fo mifankatia

Fiv : Oh Fay...
Na ny fiakaran'ny lôdsy
Na ny fiakaran'ny zavokà
Na fiakaran'ny raozy dia
Na fiakaran'ny dalhia
Isika sy ianao 'zao no metimety
Navadiko hatramin'ny kasikety
Dokakadokaka i Ngahibesola
F'isika midola na ts'isy vola

Fiv : Oh Fay...

Kevokevoka eo(im-betsaka) io
Serintseriny eo, miedinedina eo
Mbô nahazaka an'i Rosalie
Dia mitoraka saliiiiih!

Fiv : Oh Fay...

Ho lafatra tokoa ny ety an-tany
Raha 'sika roa mifankatia hatrany
De ny ranomasina no valam-parihy
Paradisa an-tany
Fa "jolie" "jolie"
Oh fay

Hiran'i Samoela (74)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.075