Hevitra momba an'i Samoela

Hiverina amin'ny Samoela Hampiditra hevitra
assassin ( 06/12/2008 08:02)
ten miondan samoela ra izay no azo tenenin. Mb omeo vaovao any e
voyoca ( 11/07/2006 12:46)
sali sali daholo a! za alo tena mpankafy zay e!! tena ato anatiko daholo ny ny tena
toby ( 04/05/2006 19:41)
tena reveko alou ra samoela, tena la verte daholo no tononkirany sur tout le we matoa zao menjera de enao no malama e, dinio i ry sipa sy kofy fa marina, mato ny nisapl(a) (nao) mampirafy mety misy antony avy minao sa aoha e
nadmad ( 22/02/2006 22:45)
Manao ahoana....Azafady raha hoatra ka mba afaka hanampy ahy hahafantatra bebekokoa momban'ny Samoela....Ny numeraony na ny adresse mail ahazahoanazy...Ahafantarana ny daty momba nyspectacle...Mankafy mafy ny reviny aho ka azafady raha tafahoatra loatra ny fangatahako. Aty ampitand-ranomasina ka sarotra ny ahazoana ny vaovao any amin'ny tanana...Misaotra mialoha.Nadia
totov ( 26/09/2003 15:46)
Samoela dia mpihira iray izay fata daza eto M/scar ka ankehitriny izy dia mipetraka any Mahajanga ka nanokatra trano fivarotana lehibe iray izy ka nomeny ny anarana hoe
"BE MOZIKA"
Heriniaina ( 21/10/2001 17:45)
Takaka

Fiv : Oh! Fay!
Io fa midanaka i Takaka Takaka
Fay Fay 'ndray
'Zay 'ndray oh!

Any an-danitra any no fonenako
Eto 'nefa izaho falifaly ery
Tsy te hody izany aho raha vao mahita an-dry
sambatra ery fa fo mifankatia

Fiv : Oh Fay...
Na ny fiakaran'ny lôdsy
Na ny fiakaran'ny zavokà
Na fiakaran'ny raozy dia
Na fiakaran'ny dalhia
Isika sy ianao 'zao no metimety
Navadiko hatramin'ny kasikety
Dokakadokaka i Ngahibesola
F'isika midola na ts'isy vola

Fiv : Oh Fay...

Kevokevoka eo(im-betsaka) io
Serintseriny eo, miedinedina eo
Mbô nahazaka an'i Rosalie
Dia mitoraka saliiiiih!

Fiv : Oh Fay...

Ho lafatra tokoa ny ety an-tany
Raha 'sika roa mifankatia hatrany
De ny ranomasina no valam-parihy
Paradisa an-tany
Fa "jolie" "jolie"
Oh fay
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1764