Parson Jacques

Nampiditra josiarno
15/02/2005 11:21
Hiran'i Parson Jacques 13 Jereo eto
Vangy : 4507
Mpankafy : 1 Ankafizo
Tamin'ny fifaninana Top 16 tamin'ny taona 1988 no nanomboka nahalalana azy raha nandrombaka ny laharana voalohany ny hirany : "Mivoleza". Nandritra ny telo taona dia niaraka tamin'i Njakatiana izy fa nisafidy ny handeha irery i Njakatiana taty aoriana.

Hevitra momba an'i Parson Jacques

Chiquitto (06/05/2004 10:24)
tamin'ny 1994 no nifankalalanay voalohany, somary saro-kenatra izay izy, miara-mihirahira amin'ny harivariva ao an-trano, ny ahatsiarovako azy dia izy tia mihira ny hiran'i Bryan Adams, tena tafavoakany tokoa ê! Mamporisika azy amin'ny lafiny mozika mandrakariva!

Hiran'i Parson Jacques (13)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108