Hevitra momba an'i Parson Jacques

Hiverina amin'ny Parson Jacques Hampiditra hevitra
josiarno ( 15/02/2005 16:21)
Kisendrasendra no nifankahalalanay,izy aloha de tena tsotra sady sariaka lalandava ary tsy mba manisy elanelana izany amin'ny fifandraisana....
hervo1 ( 13/09/2004 23:22)
milay ilay "mivoleza" novainy an!
Chiquitto ( 06/05/2004 10:24)
tamin'ny 1994 no nifankalalanay voalohany, somary saro-kenatra izay izy, miara-mihirahira amin'ny harivariva ao an-trano, ny ahatsiarovako azy dia izy tia mihira ny hiran'i Bryan Adams, tena tafavoakany tokoa ê! Mamporisika azy amin'ny lafiny mozika mandrakariva!
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1813