FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)

Envoyé par FEFIA1
il y a 8 heures
Les chansons de FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana) 4 Cliquer ici
Visites : 38
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

FEFIA dia sampana iray ao amin'ny Église FPVM Ambolo Fanavaozana any Talata Volonondry, Madagascar. Niforona tamin'ny tao 2004 izay nitondra ny anarany hoe : " Miara-Midera" ary nahazo anarana vaovao tamin'ny taona 2016 ka nisolo ho FEFIZAMi, ka tamin'ny taona 2023 no nipetraka ny FEFIA tao aorinan'ny fivoriana niaraka tamin'ny FEFI foibe FPVM Ampandrana Taninanandrano. Noho izany dia izy no FEFIA1. Namoka ireo hira efatra mitondra ny album hoe "Ny Voninahiny" ny taona 2025.

Commentaires sur FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)

FEFIA1 (il y a 7 heures)
Tiavo ny hiran-tsika, ary aza menatra mizara

Les chansons de FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana) (4)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4466