FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)
All photos...
Submitted by FEFIA1 19/12/2025 14:01
FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)'s song 5 Click here
Hits : 224
Likes : 1 Like
More info
FEFIA dia sampana iray ao amin'ny Église FPVM Ambolo Fanavaozana any Talata Volonondry, Madagascar. Niforona tamin'ny tao 2004 izay nitondra ny anarany hoe : " Miara-Midera" ary nahazo anarana vaovao tamin'ny taona 2016 ka nisolo ho FEFIZAMi, ka tamin'ny taona 2023 no nipetraka ny FEFIA tao aorinan'ny fivoriana niaraka tamin'ny FEFI foibe FPVM Ampandrana Taninanandrano. Noho izany dia izy no FEFIA1. Namoka ireo hira efatra mitondra ny album hoe "Ny Voninahiny" ny taona 2025.Comments about FEFIA1 (FPVM Ambolo Fanavaozana)
FEFIA1 (19/12/2025 14:58)
Tiavo ny hiran-tsika, ary aza menatra mizara
