ARISON JAHA
20/11/2003 08:13
Les chansons de ARISON JAHA 6 Cliquer ici
Visites : 2565
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Arison JAHA, mpanakanto mivoy ny soa-toavina Malagasy eo amin'ny sehatry ny fanantotoloana.Maname hira degadegany maningotra fo. Betika maha-te hitomany, betika maha-te handihy.
Eo anelanelan'ny setroka sy rano.
Nanoratra sady namorona ny hira sivy, nalamin'i Tôty voatahiry ao anatin'ny kapila mangirana BADABADA.
Am-pitiavana Ngeza Mateza.
Commentaires sur ARISON JAHA
alz (20/11/2003 13:13)
Arison JAHA, mpanakanto mivoy ny soa-toavina Malagasy eo amin'ny sehatry ny fanantotoloana.
Maname hira degadegany maningotra fo. Betika maha-te hitomany, betika maha-te handihy.