SETROKA SY RANO (ARISON JAHA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anelanelan'ny setroka sy rano aho
Eo anelanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy mahita tory aho izao alina izao
Tsy qugyvx mahita tory aho ka tsy mahita atao
Injany misy rano ratsy hidy any ho any
Mitsitaitaika toa doboky ny fo
Doboky ny fo mitady filaminana
Doboky ny fo mitady fahanginana
Nefa misy ve hariva manontolo
Nandinihandry ny lasa
Nefa nisy ve hariva manontolo
Nandinihandry ny ho avy
------
Eo anelanelan'ny setroka sy rano aho
Eo anelanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy mahita tory aho izao alina izao
Tsy mahita tory aho ka tsy mahita tononkira.serasera.org atao
Manaraka iny setroka miakatra iny ny fijeriko
Manaraka iny setroka miakatra iny ny eritreritro
Setroka miakatra tonga ambony dtjjlg ery
Ny saiko toa tsy tafandry fa mitaditady andry
Izaho anie tia ypmxwrqz andry andry ry malala
Indraindray aho mba adala
Izaho anie tia andry ary za ry mahalala indraindray aho mba adala
Izaho anie tia an-dry ary izaho mahalala, fa in-dry mody adala
----------
ARISON JAHA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ARISON JAHAVisites : 3431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fahamarinana
Date : 13/03/2010 08:50