Izaho ihany (ARISON JAHA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ihany ry Malala ilay adala taminao
Ka nanjohy anao mangina tamin’ny lalanao rehetra.
Izaho ihany ry Malala ilay jiolahy nitia anao
Nankamamy fahoriana nitia anao tsy nisy fetra.
Tiako ny tononkira.serasera.org ho-ranomaso hikoriana an-tavanao,
Raha toa ka malahelo ny kdyf salovanao lalaiko...
Tiako ny ho-tsikitsiky eo i-molotrao indray,
Raha toa ka hafaliana ny ao anatinao ry aiko.
Ref : Tiako ny revirevinao beby e !
ywvb Tiako ny pasipasinao hely e !
Izaho ihany ry Malala ilay bandy kely be lazao
Bebe orona vinany nampihomehy anao mangina.
Izaho ihany ry Malala ilay nihira ho anao
Tongatonga nanontany, nitempotempo faniriana...
Tiako ny ho revirevy hi-parasaka aminao
Raha toa ka lasalasa ny sainao te-hanala...
Tiako ny ho tempoly hiombonan’ny fitia
Raha toa ka tianao ny haharitra ho doria.
Ref : Tiako ny revirevinao beby e !
yoyisgtk Tiako ny pasipasinao hely e !
Arison Jaha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ARISON JAHAVisites : 3247
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Arison Jaha
Date : 20/11/2003 08:32