Marie Selestine (ARISON JAHA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirahira ity no hiaretako ny tory zao alina zao
Ity hirahira ity no tirmxp hira tsara indrindra atokako ho jbizcl anao
Ho anao no andrandraiko ny kintana an-dakira
Ho anao no novolaiko ny sombina delira
Marie Selestine avia fa tsy maninona
Ity hirahira ity soratako ho anao, Marie Selestine
Ity hirahira ity ilay revirevy tononkira.serasera.org vao hanala ny ririnina
Ianao ilay mahafinaritra mahafatifaty be
Ianao ilay mahasalanitra hilazako sekré
Marie Selestine zqpab avia fa tsy maninona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ARISON JAHAVangy : 3247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/05/2010 20:55