Tsy ho vitantsika ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho toa tsy wogv mety mino raha ptng hoe izaho sy ianao no hifanadino
Raha ireo zavatra efa vita no hofafana tsy ho vitantsika
Na dia ireo masonao mijery ahy avy eo mikipy toy ny hoe maka fanahy
Dia mbola ho tazako eny foana na dia tsy eo anoloana
Fa any alavitra any ianao
Ka tsy hoataoko an-doha, tsy ho sainiko
Ny hoe hamafa anao ao ampo sy ny hoe hiaina tononkira.serasera.org tsy anilanao
Tsy ho malalanao
Hatramin'izay hatramin'izao, eny mbola ho mandrakizay
Tsy misy afa-tsy ianao irery no antsoiko hoe fitiavako
Indraindray mba olona ihany
Misy fotoana koa mba manahy
Fa indraindray koa ireo fakampanahy
Mihelohelo manodidina ahy
Saingy raha vao mieritreritra anao
Toa tsy mampino tsy hita izay atao
Tsy te sabgmnph handrandrakandrna zavatra hafa intsony aho
Ilay foko efa jamba anao

--------
Lien: