TSY HO ANY INTSONY AHO ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?'Lay fitiavanao toa mamy, ilay tsy mba mety ho lany
Dia natolotrao ho ahy
Mitamberina ao an-tsaina ka mankarary ny aina nefa indrisy,
Efa tsy eo intsony ianao, fa efa lasana nandao
Naleonao tokoa nangina
Izaho no tena adala tsy mba nahalala izany hoe tiana
Te hiverina any aminao indray mba hanohy iny fiarahan'iny
Nefa toa tsy sahy intsony aho
Satria efa menatry ny ratsy natao teo aminao ô ô ô ô
Matahotra tononkira.serasera.org aho sao hovalianao ireo ditra natao
Ka na mbola tia ahy aza ianao hatramin'izao ô ô ô ô
Tsy ho any dslmjqh intsony aho sao hofaizinao
Tsy ho any intsony aho hanadala anao...
Ilay zwutox fahanginanao, ilay fandeferanao rehefa misy adalako
Tsy natao am-po na dia nankarary fo tokoa ireny
Saingy tsy eo wutb intsony ianao fa efa lasana nandao
Izaho irery no sisa miventso
Manenina aho kanefa efa rano raraka ireny
A/C : Nary 'Zay

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:39)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture