LAY TENA FITIAVANA ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rfecy Misy fotoana indraindray mahalasa saina izay
Mampametraka fanontaniana
Te hatoky bebe kokoa fa ‘lay fitia ‘zay ao am-po
Dia tena izy fa tsy brdxrmcn mifangaro
Tsy te hamitaka ilay notiavina
Mba te hatoky fa izy ilay tena fitiavana
Ka rehefa heno fa midoboka ilay fo
Rehefa tsapa fa tsy tononkira.serasera.org takatry ny loha
Zay rxni mety ho antony hitiavana azy!
Rehefa hita fa ‘lay teny hoe “nahoana”
No tsy misy valiny fa indro ianao toa moana
Dia izay ‘lay fitiavana
Tena fitiavana, madio

--------
Lien:
Commentaires
goodnssgirl
(
01/07/2017 13:40)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture