DISO TIA (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno feno ery ny fo
Rehefa injay manina anao
Mamisavisa izay ataonao any ho any
Maka toera-mangina ka mifoko samirery
Feno tokoa ny fo tsy hadalana velively


Tiako ianao, tena tiako ianao
Ianao ihany no ao am-poko ao
Mangaihay raha ilaozanao
Toa babangoana izao tontolo izao
F’izaho  dia tia ka tsy sdxwoo mahatoetra
F’efa feno anao manontolo
K’izay rehetra tazanin’ny maso dia
Toa anao ianao avokoa


Toa tsy izaho intsony aho
Rehefa injay tsy anilanao
Manjeninjeny toy ny  adala tsisy atao
Na vxmx ny alina mangina
Indro fa manembona anao
Zany amgamba no tena tia
Diso tia….


Any ianao, tononkira.serasera.org any ianao
Asa izay mba ataonao
Moa ve miaritreritra ahy
Sa dia variana miriaria
F’izao aty tsy iwexomp maha toetra
F’efa feno anao manontolo
K’izay rehetra tazanin’ny maso
Dia mampatsiahy anao avokoa

Fenofeno ery ny fo…


A/C ZANNY  
Interpreter par Tarika Hasina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : zanny
Visites : 3689
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 01/03/2007 12:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469