Ny anio (Zakai)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niova ny anio fa tsy hitovy ny omaly
Efa be zay ny lalako marina
Nambaniny ry zanaka mild aho taloha satria ny tao amposy nanify
Serasera eny am sisiny no namidy
Efa presque kivy nla mif
Tsisy nanao combien ka na iantso vonjy aza amizany ela tsisy mamaly

Nivadika ary io n’histoire
Lazainy lerony oe star
Tadidiko ela tsy dia nino ana taloha zao la misolelaka mila i’stam eh
Hasta la vista
Mbola lavidavitra mila kichta
Nomeko bahana fa atramizao Mbola tsisy mahatsindry any akista

Tsy ahomby eeeeh

Nandeha n’sera na bedo cocaine
Débrouillard tsiaka fa tsy hoe caïd
Mody oe frera lery nefa kaina
Ra misy ny ampy Zakai tsy mbo kahidy
Tairo ny mic tsy mila vocalise

Vera iray dia apiko garette-ci
Ra Zakai no afaka hitsabo n’rap mahagaga nefa aho tsy nanao médecine

Mavita ny hafa aza tsiny
Tondrao nenao hitsiry
Taloha aho naratsiny
Anio lerony te hiavana

Mandona ny kozy fa miala tsiny
Lery miseo maître anaty rap
Ra Zakai ntena izy fa tsy iny
Dorako n’game ho avadiko lavenona
Vofehy doly na lyrics io na feoooo
Mandeha speed ny lera so miafy eooo
Atovy aloha io d’hita eo ny avy eo

M’copie nefa tsy mahatafavoka
Tsy mahatafavoka
À 200 ah Anaty Game ra misy Mc’s dia vofoka
Na Ino kidona tsy maintsy ho tafa foana
I test omeko ani am ny ambava-fo
Manao vola zay ra sendra tsy mandray phone phone
Refa tafa ela tena be ireo ilelaka atramin’ny voniny voniny mon ami
Tsy miteny aho aloko mi analyse satria be ny akama antenainila am fotoana tsy ampoizinila no manary izy eh
Santionany d’efa manahy izy
Hoanikoaniko otrany minana rice
Mbola betsaka kou ny ady ho atrehana apetraka ampelatanany Ray

Tsy ahomby eeeh

Nandeha n’sera na bedo cocaine
Débrouillard tsiaka fa tsy hoe caïd
Mody oe frera lery nefa kaina
Ra misy ny ampy Zakai tsy mbo kahidy
Tairo ny mic tsy mila vocalise

Vera iray dia apiko garette-ci
Ra Zakai no afaka hitsabo n’rap mahagaga nefa aho tsy nanao médecine

Mavita ny hafa aza tsiny
Tondrao nenao hitsiry
Taloha aho naratsiny
Anio lerony te hiavana

Mandona ny kozy fa miala tsiny
Lery miseo maître anaty rap
Ra Zakai ntena izy fa tsy iny
Dorako n’game ho avadiko lavenona
Vofehy doly na lyrics io na feooo
Mandeha speed ny lera so miafy eooo
Atovy aloha io d’hita eo ny avy eo

Nandeha n’sera na bedo cocaine
Débrouillard tsiaka fa tsy hoe caïd
Mody oe frera lery nefa kaina
Ra misy ny ampy Zakai tsy mbo kahidy
Tairo ny mic tsy mila vocalise

Vera iray dia apiko garette-ci
Ra Zakai no afaka hitsabo n’rap mahagaga nefa aho tsy nanao médecine
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zakai
Visites : 502
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : diaryperededjady
Date : 12/09/2025 18:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0694