Avia hifaly (ZADOO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reo kilalao zay fanao
Dia averina atao
Rehefa tonga ilay andro
Hihaonantsiaka indray
Ny awdrbad namana antsoina avokoa
Ny sorisory dia tononkira.serasera.org ho lo
Zay manahirana anao
Aoka hivalon’any
Ho hadinointsika ozkfn koa reo wrudzfbn fahoriana mianjady
Hiaraka isika dia tsy hisy ny tomany
Raha tsy hitanao zay atao
Ampianariny ianao hiady
Koa avia hiaraka aminay,
Avia hifaly
(x 2 Bis)
Dia averina atao
Rehefa tonga ilay andro
Hihaonantsiaka indray
Ny awdrbad namana antsoina avokoa
Ny sorisory dia tononkira.serasera.org ho lo
Zay manahirana anao
Aoka hivalon’any
Ho hadinointsika ozkfn koa reo wrudzfbn fahoriana mianjady
Hiaraka isika dia tsy hisy ny tomany
Raha tsy hitanao zay atao
Ampianariny ianao hiady
Koa avia hiaraka aminay,
Avia hifaly
(x 2 Bis)
--------
Lien:
