Ravitoto (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
potika aminao mafy aho izany sombinaiko tena tiako o
ravitoto mivelatra eo am-bilihako o
nampirafisinao aho zany tain’omby tain-gisa o
mbola potika aminao aho e (indroa)
tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala
nanjononjonotra somototra lasa vinany o
saika handeha hamono tena nzslu aho nefa tojotojo taovan-kena o
taovan-kena ratsy fositra malanolano imqpvb (indroa)
ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko
manao veloma an’ahy izy e
namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy
fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko o (indroa)
ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso
miaraka amin’ny vary be mitafotafo
ravitoto sy muskepg voanio anie no recette tena malagasy o
trafon-kena mievitrevitra any tononkira.serasera.org anatiny any (indroa)

ravitoto mivelatra eo am-bilihako....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 13365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mirary
Daty : 15/02/2002 22:43