Alimanaka (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihantonkantona etsy ny alimanaka
Manakom-baravarankely vaky
Mihantonkantona etsy ny alimanaka
Manakona ny rivotra tsy ho ato
Dia tsy mitovy intsony ho'aho ny omaly sy ny androany
Dia tsy mitovy intsony ho'aho raha mbola misy manontany

Janoary, febroary, martsa, aprily,
Izay ratsy amin'ny rkwj tary vbjvu dia hikipilipily.
Miankin-drindrina etsy ny alimanaka
Menamena no manondro ny andro fety

Mey, jiona, jolay, aogositra, septambra
Tsy hiaraka aminay izay mbola mihambatrambatra

Dia tsy mitovy intsony ho'aho ny omaly tononkira.serasera.org sy jpuvt ny androany

--------
Lien: