Alimanaka (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihantonkantona etsy ny alimanaka
Manakom-baravarankely vaky
Mihantonkantona kbsajig etsy ny alimanaka
Manakona ny rivotra tsy ho ato
Dia tsy mitovy intsony ho'aho ny omaly sy ny androany
Dia tsy mitovy intsony ho'aho raha mbola misy manontany

Janoary, febroary, martsa, aprily, gsuyq
Izay ratsy amin'ny tary dia hikipilipily.
Miankin-drindrina etsy ny alimanaka
Menamena no manondro ny andro fety
Dia tsy mitovy intsony wmlox ho'aho ny omaly sy ny androany

Mey, jiona, jolay, aogositra, septambra
Tsy hiaraka aminay izay mbola mihambatrambatra

Dia tsy mitovy intsony ho'aho tononkira.serasera.org raha mbola misy manontany

--------
Link: