Tsy angasiasy (Timothy Ministry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery
Ka hoy aho oe e e e
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy lmxe e, Oooooo Tsy angasiasy ô!

Ny Andriamanitro tsy mbola namitaka ahy
Fa izy vatolampy ijoroko o
Ny entan’mavesatro solony fiadanampo ô
Fa pboeeseo izy ilay mpamaly ny soa
Indraindray toa maha kivy
Raha ny fiainana eto an-tany
Fa raha tojo ny fisiany Dia tsara fiafarana
Fa aza mialona Avenir assuré izy e!
Nampitraka ny finoakoTsy ihemotra intsony
Nanala ny adin-tsaiko Tsy itafy lamba agony
Fa mahery aho Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
Ka aleoko mangina Fa jesosy niady ho ahy
Atokisako ny anah Alfa sy omega
Ny Andriamanitro Mpiady mahery izy e eee!
Ka aleoko mangina e!

Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e, Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany aho e he!

Ilay jesosy tsy amela ahy irery tononkira.serasera.org na angasiasy e
Tsy angasiasy e he! Oooooo Tsy angasiasy ô!
Zanany foana e he!

Ooooooo.....
Ka aleoko mangina eee

Nampitraka ny finoako ô
Nampitraka ny finoako Tsy ihemotra intsony

Fa mahery qewp aho, Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
Andriamanitra tsy foiko ô ô...

Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery………

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Timothy MinistryVisites : 30
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fanevasoa008
Date : 14/10/2026 18:24