Tsy angasiasy (Timothy Ministry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
‎Oooooo Tsy angasiasy ô!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery
‎Ka hoy aho oe e e e
‎Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e, Oooooo     Tsy angasiasy ô!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery
‎
‎Ny Andriamanitro tsy mbola namitaka ahy
‎Fa izy vatolampy ijoroko o
‎Ny entan’mavesatro solony fiadanampo ô
‎Fa izy ilay mpamaly ny soa
‎Indraindray toa maha kivy
‎Raha ny fiainana eto an-tany
‎Fa raha tojo ny fisiany Dia tsara fiafarana
‎Fa aza mialona Avenir assuré izy e!
‎Nampitraka ny finoakoTsy ihemotra intsony
‎Nanala ny adin-tsaiko Tsy itafy lamba agony
‎Fa mahery aho Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
‎Ka aleoko mangina Fa jesosy niady ho ahy
‎Atokisako ny anah Alfa sy omega
‎Ny Andriamanitro Mpiady mahery izy e eee!
‎Ka aleoko mangina e!
‎Ka aleoko mangina Fa jesosy niady ho ahy
‎Atokisako ny anah Alfa sy omega
‎Ny Andriamanitro Mpiady mahery izy e eee!
‎
‎Ka hoy aho oe e e e
‎Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e, Oooooo Tsy angasiasy ô!
‎Zanany aho e he!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery
‎Ka hoy aho oe e e e
‎Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
‎Tsy angasiasy e he!    Oooooo     Tsy angasiasy ô!
‎Zanany foana e he!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande irery
‎Ooooooo.....
‎
‎Ka aleoko mangina eee
‎Ka aleoko mangina Fa jesosy niady ho ahy
‎Atokisako ny anah Alfa sy omega
‎Ny Andriamanitro Mpiady mahery izy e eee!
‎Nampitraka ny finoako ô
‎Nampitraka ny tononkira.serasera.org finoako Tsy ihemotra intsony
‎Nanala ny adin-tsaiko Tsy itafy lamba agony
‎Fa mahery aho, Fa tohanan’ilay raiko ô ôôô
‎
‎Andriamanitra tsy foiko ô ô...
‎
‎Ka hoy aho oe e e e
‎Ilay jesosy tsy uazoj amela ahy irery na angasiasy e
‎Oooooo Tsy angasiasy ô!
‎Zanany aho e he!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, Tsy mba mande dprucatn irery
‎Ka hoy aho oe e e e
‎Ilay jesosy tsy amela ahy irery na angasiasy e
‎Oooooo     Tsy angasiasy ô!
‎Zanany foana e he!
‎Zanany sy asan’ny tanany tsy mba mande irery, snzuip Tsy mba mande irery………

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Timothy Ministry
Hits : 32
Likes : 0 Like
Created by : Fanevasoa008
Date : 14/10/2026 18:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1317