niova loko (Timothy Ministry)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy  mahasakana rehefa ianao no miasa
  Tsy misy mahatohitra ny herinao mahagaga
  Efa izay mihintsy no maha IZY anao .
   Nanolotra ny Ainy mba ho soa ny zanakao
    
   fmumim    Fa Mbola mino aho fa hainy atao
Dia matoky ny fisiany aho e...
Mahay mijoro aho fa misy anao
Tsy farofy intsony fa vokisanao e

   msxmg Tsy misy mahasolo ny Rá nalatsakao
Izay rehetra mino azy dia ho olombaovao
  Ampiasao mba ho tany mamokatra aho
Amelana ny tontolo reebzmj ara-panahy
Hamoa voa tsara
  Hanaraka ny sitrapony aho dia anome lanja ny fisiany satria andova ny fanjakany aho .

  Ref : Fandreseko ianao , vatolampiko
   Ara-mbato fiafenako ,izao natsanganao
Ho tantara vaovao ,sambatra aho fa niova loko

   tononkira.serasera.org  Bridge : Ampiasao mba ho tany mamokatra ,hamelana ny tontolo ara-panahy hamoa voa tsara
   Hanaraka ny sitrapony aho dia anome lanja ny fisiany satria andova ny fanjakany aho

   Ref: Fandreseko ianao vatolampiko
  Ara-mbato fiafenako izao natsanganao ho
Tantara vaovao sambatrao fa niova loko

#A/C: Aina kaleba

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Timothy Ministry
Vangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Pouni24
Daty : 09/03/2026 05:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1071