soa ihany (Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Soa ihany
Tonga aho e! tara be ! ny toerana , ifzlfv feno be
Menatra tononkira.serasera.org aho dia nikoropaka
Kanjo ianao nikopaka
Soa ihany aloha fa mbola antonona ghxlvzd ahy e
Teo aminao tena eo akaikinao ô!
EHE faly aho letsy e ehe faly aho
Soa ihany soa ihany soa ihany aho
Nandeha nijery fety tdcw e
Fa tany fa tany fa tany no nahalalako anao ô
Raikitra ny hondakondana
Tsy hitako ny laninana
nifandray ny tananay
niainga teo ny tantaranay
Soa ihany aloha etc...

--------
Lien: