soa ihany (Tiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                       Soa ihany
Tonga aho e! tara be ! ny bcjdw toerana , feno be
Menatra aho dia ezoplt nikoropaka
Kanjo ianao nikopaka
Soa ihany aloha fa mbola antonona ahy e
Teo aminao tena eo akaikinao ô!
EHE faly aho letsy e ehe faly aho

Soa ihany soa ihany soa ihany aho
Nandeha nijery fety e
Fa tany fa tany  fa tany no xzwdjrjc nahalalako anao tononkira.serasera.org ô

Raikitra ny hondakondana
Tsy hitako ny laninana
nifandray ny tananay
niainga teo ny tantaranay

Soa ihany aloha etc...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tiana
Hits : 5058
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 23/12/2004 14:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375