Stand by me (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’andro mampahory, Tsy misy hantenaina intsony
Rehefa eo ianao mazava, Hiverina indray
Tsy hatahotra aho ny ho avy, Sy izay mbola hiafarako
Eo ianao Ray be fitia hiaro anay
Te hiantso mafy Anao aho hoe :
Stand by Me (x 8)
Stand by Me (x 8)

Oohh Tsy hiala aminao intsony aho
Tsy ho azon’izay fakam-panahy
Fa eo Ianao Ray ho finoana ao anatiko ao
Hahazo hery aho hahazo aina
Tsy ho lany andro aho mitaraina
Fa eo ianao Ray hazavana hamirtra indray
Te hiantso mafy Anao aho hoe :
Stand by Me (x 8)
Stand by Me (x 8)

Eeeeeeh te hiantso mafy anao aho eeeeh
Stand by me, stand by me
( aza avelanao ho very aho e)
Stand by me (Ray o)
Stand by me, Stand by me, Stand by me
Stand by me, Stand by me
Stand by me (eo anilanao no mahatsara ahy)
Stand by me (mampety ahy )
Stand by me, Stand by me
Stand by me ( aza avelanao ho very aho e)
Stand by me( fa mila Anao )
Stand by me

Tano aho Ray ho akaikinao (Aza avelanao ho very aho)
Tantano aho
Jereo, jereo, jereo (mila ny fanatrehanao isan’andro)

Tano aho Ray ho akaikinao (Aza avelanao ho very aho)
Tantano aho
Jereo, jereo, jereo (zahay zanakao ho Anao)

Tano aho Ray ho akaikinao
Tantano aho
Jereo, jereo, jereo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tana Gospel Choir - TGC
Visites : 651
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 11/07/2025 10:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2146