LEHILAHY MAHERY (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Nosoran'Andriamanitra
Tamin'ny Fanahy Masina
Nandende nanao soa
Tetsy sy teroa

Nanasitrana ny marary
Mampifaly an'izay mijaly
Manadio ny boka
Tsy mitsara ny mpanota
Fa mizara fitiavana é

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Mankanesa aty amiko hoy Izy
Nareo 'zay miasa fatratra
Sy mavesatra entana
'Zaho no hanome anareo fitsaharana

Dia toy izany ry Zakaiosy iny é
Teo koa Nikodemôsy
Hatramin'ny Lazarosy tany am-pasana é
Mbola natsangany, natsangany ho velona ô !

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Ao aminy
Ao aminy
Ao aminy
Ao aminy

Ao aminy e
Ao aminy
Ao aminy
Ao aminy

Ao aminy
Misy ny tsara é
Ao aminy
Mikarakara
Ao aminy
Fifaliana
Ao aminy
Fiadanana é
Ao aminy
Fitiavana é
Ao aminy
Ananany be dia be
Ao aminy
Tsara é

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Lehilahy mahery
Zoky be fitia
Zanak'Andriamanitra
I Kristy

Lehilahy mahery é é é

Ho anao izay miasa fatratra é
Olo-mavesatr'entana
'Ty misy fitsaharana é
Jesosy no anarany é

Lehilahy mahery é é é

Lehilahy tsara é
Tsy mivazivazy
Omeny soa izay manatona Azy
'Reo devoly minanak'Azy é

Lehilahy mahery

E ! Raiso lehilahy mahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGC
Vangy : 1067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 29/01/2020 23:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4787