Hoderainay mandrakizay (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh! Ha!
Derao
Oh! Ha!
Derao ny Tompo

Hoderainay mandrakizay ny agnaranao
Mba hanovagn'izay rehetra sitrakao eh!
Hotompoinay mandrakizay ny agnaranao Ray oh!
Anehonay f'zahay ry Tompo de zanakao

Hoderaiko mandrakizay ny anaranao
Mba hanaovagn'izay rehetra sitrakao eh !
Ho tompoiko mandrakizay tokoa ny anaranao Ray oh!
Anehonay f'zahay ry Tompo de zanakao

Sitrakao
Sitrakao Ray
Raha ho mpino
Raha ho mpino sy mpankato Anao zahay
Ray oh! Nefa ny mitranga
Nefa ny mitranga be ireo fahotana ratsy vitanay
Be ireo fahotana vitanay
Mba afaho afaho
Mba afaho zahay amin'ny hadalana vitanay ety
Amizay ny androm-piainanay
Ny androm-piainanay hiderana lalandava
Ho Anao Kristy

Haleloia
Oh! Ha
Oy Oy Oy Oy
Oh! Ha
Ieeeeh!
Tsy tratry ny sainay ny fahaizanao
Ray oh!
Tsy voafaritray hataiza ny herinao eh!
Havaozinay lalandava ny finoana Anao Ray oh!
Anehoana f'izahay ry Tompo de voafidinao

Tompo Tompo
Ho Anao Kristy
Haleloia
Ho Anao Kristy
Eh!
Ho Anao Kristy

Tomponay Tsitoha
Oh! Ha
Derainay am fo
Oh! Ha
Tomponay malaza
Oh! Ha
Zahay midera sy mankalaza
Oh! Yehhh!
Tomponay mahery
Oh! Ha
Ny fitiavanao tsy miery
Oh! Ha
Tomponay mpanjaka
Oh! Ha
Ianao no tompon'ny laka
Haleloia

Derao derao ny Tompo
Ankalazao ny anarany
Fitiavan-dehibe nomeny

Tomponay Tsitoha
Oh! Ha
Tianao zahay zanakao
Oh! Ha
Ho mpanomponao tokoa
Oh! Ha
Handa izao tontolo izao
Oh! Ha
Vonon- kanaradia
Oh! Ha
Anao Kristy
Oh! Ha
Ho zanaka manoa
Oh! Ha
Hanaraka Anao Jesoa
Oh! Yeeh
Arovy sy tantano
Oh! Ha
Ny fahavalonay sakano
Oh! Ha
satana sy lay devoly
Oh! Ha
Tsy hagnaraka anay intsony
Oh! Ha
Izany ny vavakay
Oh! Ha
Ankininay Aminao
Oh! Ha
Koa ny androm-piainanay
Oh! Ha
Hilazanay ny anaranao
Haleloia aaaaahhhhh!
Haleloia eeeh!
Haleloia
Oh! Ha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGC
Vangy : 1001
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Samson Patrick
Daty : 21/11/2022 17:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832