Malahelo (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny teo anilanao
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
Ny lalantsika efa voasoritra
Niova tsy toy ny omaly
Notsenain-drivotra manohitra
Ka rava ilay fitia nahafaly
Dia malahelo aki , mahatsiaro an-ndry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa mandatsa ilay alina tsy anilanao
Nandramako tokoa muiibnf tokoa
Ny hanova ny sainao
Hitodika amin’ireo dina taloha
Sy ireo zavatra niara nanao
Kanefa toa tsy tsapanao ejtluda tononkira.serasera.org fa tantara hipetraka ireny
Hotsarovako ary ho velomiko mba hanitsiko ny fiainako
Dia malahelo aki , mahatsiaro an-dry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa mandatsa ilay alina tsy anilanao
……………. Mahatsiaro ny teo anilanao
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta zwufx fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
(Hanitra Andrinarisoa)
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
Ny lalantsika efa voasoritra
Niova tsy toy ny omaly
Notsenain-drivotra manohitra
Ka rava ilay fitia nahafaly
Dia malahelo aki , mahatsiaro an-ndry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa mandatsa ilay alina tsy anilanao
Nandramako tokoa muiibnf tokoa
Ny hanova ny sainao
Hitodika amin’ireo dina taloha
Sy ireo zavatra niara nanao
Kanefa toa tsy tsapanao ejtluda tononkira.serasera.org fa tantara hipetraka ireny
Hotsarovako ary ho velomiko mba hanitsiko ny fiainako
Dia malahelo aki , mahatsiaro an-dry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa mandatsa ilay alina tsy anilanao
……………. Mahatsiaro ny teo anilanao
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta zwufx fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
(Hanitra Andrinarisoa)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VintsyVangy : 750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mitabeloha
Daty : 08/12/2024 15:26
