Malahelo (Tarika Vintsy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ny teo anilanao
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
Ny lalantsika efa voasoritra
Niova tsy toy ny omaly
Notsenain-drivotra manohitra
Ka rava ilay tononkira.serasera.org fitia nahafaly
Dia malahelo aki , bdpotnen mahatsiaro an-ndry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa glgvau mandatsa ilay alina tsy anilanao
Nandramako tokoa tokoa
Ny hanova ny sainao
Hitodika amin’ireo dina taloha
Sy ireo zavatra niara nanao
Kanefa toa tsy tsapanao fa tantara hipetraka ireny
Hotsarovako ary ho velomiko mba hanitsiko ny fiainako
Dia malahelo aki , mahatsiaro an-dry
Mipitrapitra , mangatsika
Satria toa mandatsa ilay alina tsy oyhbz anilanao
……………. Mahatsiaro ny teo anilanao
Ka malaelo tokoa tokoa
Mangetaheta fitiavana indray
Hampionona hampitraka ny loha
(Hanitra Andrinarisoa)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VintsyHits : 924
Likes : 0 Like
Created by : Mitabeloha
Date : 08/12/2024 15:26