Aza tomany (TARIKA TSINJO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izao no hafatro, raha handeha ianao
Tadidio ilay dina nifanaovantsika roa
Be ireo mampanahy, mandavo mampanahy
Hivavaka aho mba, ho anao sy ho ahy
Fa tiako raha ianao, tsy ho atakaloko n’iza, n’iza
Fantatrao ny fitiavako anao
ref-Aza tomany ianao, f’izaho toy ny eo foana
Na lavitra aza ianao
Ity ny sariko banjino
Raha toa ka mahatsiaro ahy ianao
2-Efa nosainiko, ny hoavintsika roa
Aza manahy deegytg ianao, sedra izao lalovana izao
Ampitso vaovao, fanambiko aminao
Tena bzefjqjz mafy nefa ny fasana no fetra
tononkira.serasera.org Izaho mahatoky anao
Ianao hahatoky ahy, isika iray
Dia hiaraka mandrakizay
woeh TSINJO VOL1

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TARIKA TSINJOVisites : 3742
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Maminirina
Date : 22/10/2002 17:01