`FOTOANA FOHY (TARIKA TSINJO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qkma Fotoam-pialan-tsasatra iny
No nahitako anao
Nihevitra aho fa nanofy
Raha nitafa taminao
Nitselatra lay foko tia
Babo ka namboraka fitia
Fa ny faniriako anilanao
Fahasambarako ny hanaja anao

Nefa fotoana vitsy monja ihany
No niainantsika roa izany
Dia norarana tsy bntl hiara-dia
Nohon’ny saranga tsy mitovy
Nefa atao ahoana intsony moa
No fanadino ireo taloha
Fitsapana izao rehetra izao
Ny hery ho ahy dia tiako ianao

Fa any volana taona eh
Reo mpandrara antsika ireo
Mbola ho moana, f’izaho sy ianao re hiaraka foana
Ny anjara gxzb tsy azo sakanana
Raha ory aho ka mitia, ny manana

                               tononkira.serasera.org     TSINJO 2005

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TARIKA TSINJO
Visites : 6092
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/06/2005 11:28
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2972