Tolory tanana aho Ray (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny brbvqps zavatra rehetra raha mbola yxjbcfqu eto an-tany
Dia tena manam-Petra n'inon'inona izany
Mandalo avokoa ireny, miserana toy ny teny
Ka moa tsy tsapanao ve fa marina izany?
Ny tsara ho andrandraina dia 'lay tsy mba lany mamy
Ilay Jesosy Kristy TOMPO no tehirizo sy kajio ao am-po
Fiverenana : Tolory tanana aho Ray fa te hiaraka aminao
'Zay vitako hatrizay ka nampalahelo anao
Ifonako avokoa ireny, ifonako ombieny ombieny
Ny maso izay mijery no mibaiko ny ao anaty
F'izay rehetra hita toa mambabo tsy ho tanty
Fa na ny ratsy na ny tsara dia toa iray fa tsy mizara
Ny sitraky ny Ray dia mba aoka ilay fanahy
Hitoetra ao aminao, hampanjary izay hatao
Ny alvjfje tanjona tena kendrena dia ny ahazoana Famonjena
Fiverenana tononkira.serasera.org : Tolory tanana aho Ray fa te hiaraka aminao .... (bis)
A/C : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:38