Zanako ianao (Tanora Marina Ambohitratrimo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny mahaolona no itodiana
Tsy misy izay mendrika ho Anao
Samy efa nivily avokoa,
Ka tsy mendrika akory ny amoa
Nefa dia noamariniNao tamin'ny ràNao

Indro fa tonga vaovao ny hpzgcfjt fiainanay izao
Vaosasan'ilay ràNao ny otanay
Ny batisa no lalana iray, iterahaNao anay indray
'Zany no mahatonga Anao miantso anay hoe:
    
  Réf:
      ZANAKO IANAO, zanaka tiaKo
      MalalaKo ianao, malala eo imasoko
sejgf     Eny tiaKo tokoa ianao
     Sy be voninahitra

Izao tononkira.serasera.org re no vavaka izay asandratray ho Anao
Tehirizo hatrany ry Ray izahay
Ka raha tonga ilay andro iray
Izay handaozanay ny eto mvilsu indray
Tsy hisalasala Ianao hiantso anay hoe:

     Réf:
      ZANAKO IANAO, zanaka tiaKo
      MalalaKo ianao, malala eo imasoko
     Eny tiaKo tokoa ianao
     Sy be voninahitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Marina Ambohitratrimo
Visites : 494
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jsjs
Date : 19/01/2025 16:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541