Tompo o! tiako Ianao (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo o! tiako Ianao
Tsisy hatakaloko Anao
Raiso ho Anao hanjakao
Raiso ho Anao re ny tenako
Foiko sakambininao

ref:Tompo o! mamindrà re! fo
       Na tsy mendrika ny lotoko
      Tompo o! misaotra Anao
      Voaantso indray ho olom-baovao
      Raiso ho Anao ny fiainako
    yqpltyea   Ho tononkira.serasera.org Anao irery hatramin’ny farany

2-Tompo o! ifonako
Ny faharatsiako rehetra
Tompo o ity ny ywtfgbji foko ho Anao
Ho tefenao sy hamboarinao
Mba ho tanteraka ity mpianatrao

ref:Meteza re ho eo anilako
  tvwrpq     Amin’ireo mangidy sy mafaitra
     Tazony aho Jesosy o!
     Na faly aho na tomany koa
     Fantatro fa mampahery Ianao
     Hatramin’ny andronay voalohany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1389