asany (Efesiana 2:10) (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Fa asany ianaoNoforoniny hanao asa tsara
Ny andrasany aminao
Ny hitorianao ny filazantsara
Ka fadio ary izao
Ireo zava-drehetra voarara
Mba hadio sy hiavao
Ilay Nosy Madagasikara
Fa asany ianao
Noforoniny hanao asa tsara
Ny andrasany aminao
Ny hitorianao ny filazantsara
Ka fadio ary izao
Rôro, Toaka, Paraky, Sigara
Mba hadio sy hiavao
Ilay Nosy Madagasikara
1-Tao amin'i Jesoa
No namoronany anao
Mba hanao asa soa
Hitondra rivo-baovao
Ho an'ny firenena
Ho an'ny tanindrazana
Hampino, hampanantena
Izay rehetra mitazana
Ref : Fa asany ianao
Noforoniny hanao asa tsara
Ny andrasany aminao
Ny hitorianao ny filazantsara
Ka fadio ary izao
Ireo zava-drehetra voarara
Mba hadio sy hiavao
Ilay Nosy Madagasikara
2-Tao amin'i Kristy
No namoronany anao
Mba hizara fitia
Amin'ireo namanao
Hamerin'azy koa
Mba ho ao amin'ny Ray
Hampiova ny fo
Mba ho havaozina indray
Ref : Fa asany ianao
Noforoniny hanao asa tsara
Ny andrasany aminao
Ny hitorianao ny filazantsara
Ka fadio ary izao
Ireo zava-drehetra voarara
Mba hadio sy hiavao
Ilay Nosy Madagasikara
Fa asany ianao
Noforoniny hanao asa tsara
Ny andrasany aminao
Ny hitorianao ny filazantsara
Ka fadio ary izao
Rôro, Toaka, Paraky, Sigara
Mba hadio sy hiavao
Ilay Nosy Madagasikara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVisites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 11:04
