Mitsangana ianao (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika dia maika ianao
F’handeha ho aiza
Nefa ny lalanao vnvhak dia tena mideza
Bolisatry ny vato iray
Ny tongotrao
Ka potraka sy lavo tononkira.serasera.org teo ianao
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Tsy hnjg vitan’izany fa nikodia ianao
Kiaka sy naratra
Ireo lohalikao
Nikiakiaka tiuchg mafy ianao
Fa tena nijaly
Niantso vonjy mafy
Nefa ny ako no mamaly
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
F’handeha ho aiza
Nefa ny lalanao vnvhak dia tena mideza
Bolisatry ny vato iray
Ny tongotrao
Ka potraka sy lavo tononkira.serasera.org teo ianao
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Tsy hnjg vitan’izany fa nikodia ianao
Kiaka sy naratra
Ireo lohalikao
Nikiakiaka tiuchg mafy ianao
Fa tena nijaly
Niantso vonjy mafy
Nefa ny ako no mamaly
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simon RandriaHits : 4893
Likes : 0 Like
Created by : Eric RAJAONA
Date : 06/10/2003 00:43
