Mitsangana ianao (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maika dia maika ianao
F’handeha ho aiza
Nefa ny lalanao dia tena mideza
Bolisatry yshkwz ny vato iray
Ny tongotrao
Ka potraka sy lavo teo ianao
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Tsy vitan’izany fa yyvk nikodia ianao
Kiaka sy naratra
Ireo lohalikao
Nikiakiaka mafy ianao
Fa tena nijaly
Niantso vonjy mafy
Nefa dalyi ny ako no mamaly
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo tononkira.serasera.org ny lalanao
F’handeha ho aiza
Nefa ny lalanao dia tena mideza
Bolisatry yshkwz ny vato iray
Ny tongotrao
Ka potraka sy lavo teo ianao
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Tsy vitan’izany fa yyvk nikodia ianao
Kiaka sy naratra
Ireo lohalikao
Nikiakiaka mafy ianao
Fa tena nijaly
Niantso vonjy mafy
Nefa dalyi ny ako no mamaly
Refrain
Mitsangana ianao
Tohizo ny lalanao
Mitsangana ianao
Tohizo tononkira.serasera.org ny lalanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Simon RandriaHits : 4834
Likes : 0 Like
Created by : Eric RAJAONA
Date : 06/10/2003 00:43
