Minoa fotsiny ihany (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lavitra sy mideza ny làlanay Ray
Ka mila Anao e! hitari-dalana anay
Raha toa ka Ianao no uagbf tononkira.serasera.org hitantana ny dia
Dia matoky fa tsy ho solafaka an-dàlana

2-Mafy anie tena mafy ny fiainanay Ray
Ka mila Anao e, Ray, mba hanampy anay
Raha toa ka Ianao no miaraka aminay dia
Matoky fa tsy ho very tokoa izahay

REF:
Ray be fitia no mitantana ny dia
'lay Jesoa tia e, hiaro anao qcwhbvyv tsy hania
Izy no milaza fa aza matahotra
MINOA FOTSINY IHANY zmqqkpx dia ho mpandresy ianao



Mpamorona : A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Vangy : 1442
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 08/03/2018 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031