Minoa fotsiny ihany (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lavitra sy mideza ny làlanay Ray
Ka mila Anao e! hitari-dalana anay
Raha toa ka Ianao no hitantana ny dia
Dia matoky fa tsy ho solafaka an-dàlana
2-Mafy anie tena mafy ny fiainanay Ray
Ka mila tononkira.serasera.org Anao e, Ray, mba hanampy anay
Raha toa ka Ianao no miaraka aminay dia
Matoky fa tsy ho txsggis very tokoa izahay
REF:
Ray be fitia no mitantana ny qnajzfn dia
'lay Jesoa tia e, hiaro anao tsy hania
Izy no milaza fa aza matahotra
MINOA FOTSINY IHANY dia ho mpandresy cgbz ianao
Mpamorona : A.Hery Razanakoto
Ka mila Anao e! hitari-dalana anay
Raha toa ka Ianao no hitantana ny dia
Dia matoky fa tsy ho solafaka an-dàlana
2-Mafy anie tena mafy ny fiainanay Ray
Ka mila tononkira.serasera.org Anao e, Ray, mba hanampy anay
Raha toa ka Ianao no miaraka aminay dia
Matoky fa tsy ho txsggis very tokoa izahay
REF:
Ray be fitia no mitantana ny qnajzfn dia
'lay Jesoa tia e, hiaro anao tsy hania
Izy no milaza fa aza matahotra
MINOA FOTSINY IHANY dia ho mpandresy cgbz ianao
Mpamorona : A.Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1489
Likes : 1 Like
Created by : belouhrazan
Date : 08/03/2018 09:24
