HOTAHIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Raha mihaino tsara lehworu ka mitandrina
Sy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia ho tonga aminao igogyr sy ho azonao
Ireo fitahiana rehetra raha mihaino ianao
1- tononkira.serasera.org Hotahiana ianao eo an-tanana re
Hotahiana koa eny an-tsaha
Hotahiana koa ny ateraky ny kibonao
Ny vokatry ny tany sy ny ateraky ny biby fiompinao
Hotahiana re cdsqjph !
2-Hotahiana koa ianao raha miditra
Hotahiana koa raha mivoaka
Hotahiana koa ny ateraky ny ombinao
Hotahiana ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao
Hotahiana re !
Raha tsy mihaino tsara ka tsy mitandrina
Sy tsy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia hivadika ho hozona avokoa anie
Ireo fitahiana 'zay nomeny anao
A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1707
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 13/03/2018 10:16