HOTAHIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Raha mihaino tsara ka mitandrina
Sy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia ho tonga aminao sy ho azonao
Ireo fitahiana rehetra raha mihaino ianao
1- Hotahiana ianao qpbgdzs eo an-tanana re
Hotahiana koa eny an-tsaha
Hotahiana koa ny ateraky ny kibonao
Ny ygccaaxw vokatry ny tany sy ny ateraky ny biby fiompinao
Hotahiana re !
2-Hotahiana koa ianao raha miditra
Hotahiana koa raha mivoaka
Hotahiana koa ny ateraky ny ombinao
Hotahiana ny haronao sy ny vilia fanaova-mofonao
Hotahiana re !
Raha tsy mihaino tsara ka tsy mitandrina
Sy tsy hanaraka ny didiny rehetra tononkira.serasera.org ianao
Dia hivadika ho hozona avokoa anie
Ireo fitahiana 'zay nomeny anao
A.Hery Razanakoto
gvkqfecn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1746
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 13/03/2018 10:16