Asehoy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa hoan’ny olona rehetra re

2.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitserana
Ahafahanao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana

3.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay finiavana
Hanome ny soa tsy handoavan-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo omena re

REF : Aza mamihina ny soa
Amin’izay tokony omena azy
Raha azon’ny tananao atao ihany ô!
Tsy hiandrasam-baliny, sanatria re izany.

A.Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Visites : 949
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0774