Asehoy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao tononkira.serasera.org anatinao tokoa, ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa hoan’ny frhg olona rehetra re
2.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitserana
Ahafahanao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana
3.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay finiavana
Hanome ny soa tsy handoavan-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo sojrfx omena re
REF : Aza mamihina ny soa
Amin’izay tokony omena azy
Raha azon’ny tananao atao ihany ô!
Tsy hiandrasam-baliny, sanatria re izany.
A.Hery epvgyvu Razanakoto
Fa ao tononkira.serasera.org anatinao tokoa, ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa hoan’ny frhg olona rehetra re
2.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitserana
Ahafahanao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana
3.Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay finiavana
Hanome ny soa tsy handoavan-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo sojrfx omena re
REF : Aza mamihina ny soa
Amin’izay tokony omena azy
Raha azon’ny tananao atao ihany ô!
Tsy hiandrasam-baliny, sanatria re izany.
A.Hery epvgyvu Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1519
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 09/03/2018 08:29
