MANALA FAHANTRANA (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mivazo sy mihirahira re o!
Ry dada sy mama 'zany,
Mifaly sy mikoràna,
Manadino 'ty fahantrana.
Manala 'ty hamohamo anie
Na iray minitra ihany,
Ngamba tononkira.serasera.org 'ndray andro any
Mety hanam-bola ihany.
Fa 'zahay mianankavy aty
Toa soazanina sy mahia,
Sahiran-dava am'zay ho harapaka
Mitsindroka fako ary koa mangataka.
'Zahay mianankavy eto
Mijaly ary koa misento,
Mba jejojejo sy te hangirana
Nefa ny trosa aza manahirana e!
Toa mivazo sy mihirahira re o!
Ry dada sy mama 'zany,
Mifaly sy mikoràna,
Manadino 'ty fahantrana.
Manala 'ty hamohamo anie
Na iray minitra ihany,
Ngamba 'ndray andro any
Mety hanam-bola ihany.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Mikiky ny gasy,
Ny hasananàna e!
Fadiranovana be ny adala,
Oay 'reto izy mahantra tsara,
Oay 'reto izy maloto tsara.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Soa fa mba nisy an'reto ksfddzc py re
Hanala hamohamo sy hanisy sira,
'Zay tsy tsapiky dia mba kaoitry e!
Mosta kely manonga bity.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay rnazlv mihitsy!
Raha fahantrana no yyjlxqu tanisaina e!
Ho lasa ny alina sy maraina,
Kendakendain'ny adin-tsainae!
Mifohaza ry anona aza malaina e!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Ry dada sy mama 'zany,
Mifaly sy mikoràna,
Manadino 'ty fahantrana.
Manala 'ty hamohamo anie
Na iray minitra ihany,
Ngamba tononkira.serasera.org 'ndray andro any
Mety hanam-bola ihany.
Fa 'zahay mianankavy aty
Toa soazanina sy mahia,
Sahiran-dava am'zay ho harapaka
Mitsindroka fako ary koa mangataka.
'Zahay mianankavy eto
Mijaly ary koa misento,
Mba jejojejo sy te hangirana
Nefa ny trosa aza manahirana e!
Toa mivazo sy mihirahira re o!
Ry dada sy mama 'zany,
Mifaly sy mikoràna,
Manadino 'ty fahantrana.
Manala 'ty hamohamo anie
Na iray minitra ihany,
Ngamba 'ndray andro any
Mety hanam-bola ihany.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Mikiky ny gasy,
Ny hasananàna e!
Fadiranovana be ny adala,
Oay 'reto izy mahantra tsara,
Oay 'reto izy maloto tsara.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Soa fa mba nisy an'reto ksfddzc py re
Hanala hamohamo sy hanisy sira,
'Zay tsy tsapiky dia mba kaoitry e!
Mosta kely manonga bity.
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay rnazlv mihitsy!
Raha fahantrana no yyjlxqu tanisaina e!
Ho lasa ny alina sy maraina,
Kendakendain'ny adin-tsainae!
Mifohaza ry anona aza malaina e!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Oyaye!
Zay mihitsy!
Akory ry sipa?
Zay mihitsy!
Akory nareo e?
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
Zay mihitsy!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SamoelaVisites : 1199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : litarazavar
Date : 17/06/2024 15:17
