Finoana (S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[1] Mahavonjy fanahy raha ny Finoana
Mahavonjy ankohonana koa ny Finoana
Aretina rehetra sitran’ny Finoana
Tsy misy fetra raha ny Finoana
[2] Ny sakana rehetra ravain’ny Finoana
tononkira.serasera.org Mampahiratra jamba anie ny Finoana
Na tendrombohitra aza voafindran’ny Finoana
Tsy misy tsy hay atao rehefa manam-mpinoana
Refrain : Raha mino ianao
Dia ho hitanao
Ny voninahitr’Andriamanitra
N’inon’inona
Angatahinao
Tongava araka ny finoanao
[1] ……………………….
Refrain : ……………….
Solo : Ny sakana fzrxc rehetra ravain’ny Finoana
rcuwksh Nampahiratra jamba anie ny Finoana
rkxpsxyk Na ny maty aza nantsangan’ny Finoana
Tsy misy tsy haya tao rehefa manam-pinoana
Refrain : ……………….
Solo : Tongava araka ny Finoanao !
A/C : Mami Daniel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira )Visites : 780
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zoky0ilo
Date : 13/10/2023 13:14