Finoana (S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[1] Mahavonjy fanahy raha ny Finoana
Mahavonjy ankohonana koa ny Finoana
Aretina rehetra sitran’ny Finoana
Tsy misy fetra raha ny Finoana

[2] Ny sakana rehetra ravain’ny Finoana
Mampahiratra jamba anie ny Finoana
Na tendrombohitra aza voafindran’ny Finoana
Tsy misy tsy hay atao rehefa manam-mpinoana

Refrain : Raha mino ianao
Dia ho hitanao
Ny voninahitr’Andriamanitra
N’inon’inona
Angatahinao
Tongava araka ny finoanao

[1] ……………………….

Refrain : ……………….

Solo : Ny sakana rehetra ravain’ny Finoana
Nampahiratra jamba anie ny Finoana
Na ny maty aza nantsangan’ny Finoana
Tsy misy tsy haya tao rehefa manam-pinoana

Refrain : ……………….

Solo : Tongava araka ny Finoanao !


A/C : Mami Daniel
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira )
Hits : 211
Likes : 1 Like
Created by : zoky0ilo
Date : 13/10/2023 13:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1222