Tantano (S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[ 1 ] Ianao Ilay nanavotra ahy
       Ianao Ilay maty ho ahy
       Mbola Ianao Ilay mifona ahy
       Ianao mampandresy ahy

Refrain : Jesosy o ! Mbola manota anie  ( Mpanota aho )
              Jesosy o ! Indraindray hiniako atao ( Mpanota aho )
              Jesosy o ! Fa mbola zaza anie aho ( Zaza aho )
              Mba mangataka ny fitantananao.

Ou ! ou !    Ou ! ou !    Ah ! ah !

[ 2 ]  Tompo o ! Inty ny zandrinao ( Mifona )
        Anio mifona mitalaho ( Mitalaho )
        Tsy tanteraka aho ka mba mifona izao ( Mba sasao )
        Ho mendrika Anao ( Ho Anao )

Refrain : ………………….. ( X2 )

Ou ! ou !    Ou ! ou !    Ah ! ah !


A/C : Mami Daniel
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : S.A.Am.Mi ( Sekoly Alahadin'Ambohimasina Mihira )
Vangy : 289
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zoky0ilo
Daty : 13/10/2023 13:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076