Efa izy (RovaTsou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka aho ny nitana anao
Nanao izay azo natao, fa tsy cqljm nety
Naverinao ireo teny nandratra
Ireo teny tsy tononkira.serasera.org voahevitra, nankarary fo
Ka lasa nandao, dia taitra teo aho
Nantena ilay mandrakizay
Natory tsy nisy ahiahy
Nangaina tavela teo aho
Efa izy indray izao no ilay tokana hoy ianao
Fa tsy izaho intsony
Navelanao teo aho ka maizina ny tontolo
Efa izy indray no nisolo ahy
Efa izy indray no mambabo ny fanahinao
Manirery aho,
Mitanisa ireo izay rehetra natao
Ny lasa hfsu tsy hiverina intsony hoy ianao
Ka hanadino anao no filamatra vaovao ho ahy
Miandry ilay anjara sahaza
Efa izy indray izao no ilay tokana hoy ianao
Fa tsy izaho intsony
Navelanao teo aho ka maizina ny tontolo
Efa izy indray no nisolo ahy
Efa izy indray no mambabo ny sugcl fanahinao
Efa izy indray, efa izy indray
Efa izy indray no ilay tianao hoy ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RovaTsouVangy : 2169
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zolie2mwzel
Daty : 21/08/2018 19:53