Mila Anao (Rootsikalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INTRO : Izaho anie ka mila anao ouh, kiala eny! tiko lötra ny ho eo ankilanao, yeah yeah yeah, ny fonao re omena, hain hain
an an!!

Ela oa zay ny ela,
Androany angamba oa izaho, vö ilaza
Yeah yeah!
Fa tsy sahy föna oa izaho, isakiny tsika mifanena
Matahotra mafy sö everinao, fa vazivazy
Mihaotra föna aho aah, isaky ny mba te iteny!
Menamenatra, miakanakana ötrany zazakely,
Sö manko ianao, dia andahy, dia ilaza hoe, aleo ny antsika ho mpinamana aa
Nefa izaho mba maniry ny anananao, mba ho sila-panahy

REF:
Ouh oy, kiala aaa, yeah yeah
Ny endrikao anie ka feno atsarana
Nan nan nana nan
Ouh oy, kiala aaa
Ny tsikinao mafatifaty, mila halasa adala ah

-- INSTRU --

Aleo tsy hiteny be aho, sö animba zavatra, nan nan
Sady efa hainao lötra ny mombamomba tsika sy ianao,
Ka inona no ilainao,ah aha ao,
Tambitamby, sa sangisangy iiii!!!
Mihaiky anie oa izaho, fa izaho tsy tonga lafatra,
Nefa tsy andainga aminao hoe, ny kintana no ataoko fanakatra.
Na koa hoe ny vola no andeha omeko anao, ho ataonao kilalao,
Aleo ambarako aminao zao dia zao, ouh ouh ouh
Fa ho anao avokoa, izay teny mamy avy ao ampoko ao

REF: -II-

-- INSTRU --

Izao no teniko @naoouh
Ny foko anie mitempo @naoouh
Foiko, ho zaraiko aminaoouh
Tsisy atak'andro, fa izao de izao
Kiala aa aah!!! oh ouh oy oy, zah anie ka mila anao, eny tena mila anao

REF: -II-

ROOTSIKALO FT YOANN LOÏC
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rootsikalo
Visites : 1744
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Lacky
Date : 26/11/2018 09:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098